1 Mpanjaka 8:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 ary tonga saina izy any amin’ny tany nitondrana azy ho babo,+ dia miverina aminao+ sy mitalaho famindram-po aminao any amin’ny tanin’ny mpamabo azy+ ary miteny hoe: ‘Nanota izahay sady efa diso ary nanao ratsy’,+ 2 Tantara 36:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nentiny ho babo tany Babylona izay sisa tsy matin’ny sabatra,+ ka lasa nanompo azy+ sy ny taranany, mandra-pahatongan’ny fotoana nitondran’ny fanjakan’i Persa.+
47 ary tonga saina izy any amin’ny tany nitondrana azy ho babo,+ dia miverina aminao+ sy mitalaho famindram-po aminao any amin’ny tanin’ny mpamabo azy+ ary miteny hoe: ‘Nanota izahay sady efa diso ary nanao ratsy’,+
20 Dia nentiny ho babo tany Babylona izay sisa tsy matin’ny sabatra,+ ka lasa nanompo azy+ sy ny taranany, mandra-pahatongan’ny fotoana nitondran’ny fanjakan’i Persa.+