-
Levitikosy 27:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Fa raha sendra hoe havotan’ilay nanamasina azy ilay tany, dia hanome ny vidiny nanombanana azy izy sady mbola hampiany ampahadiminy, ka ho azy ihany ilay tany.
-