-
Levitikosy 27:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Raha biby maloto+ tsy azo atao fanatitra ho an’i Jehovah kosa ilay izy, dia hajorony eo anatrehan’ny mpisorona. 12 Ary hanombana ny vidiny ilay mpisorona, na tsara ilay biby na ratsy, ka izay vidiny anombanany azy no ho vidiny.
-