-
Levitikosy 25:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 “‘Raha lasa mahantra ny rahalahinao ka voatery nivarotra ny ampahany amin’ny taniny, dia ny havany akaiky izay afaka manavotra azy no hividy an’izay namidiny.+
-