FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 27:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Raha biby maloto+ tsy azo atao fanatitra ho an’i Jehovah kosa ilay izy, dia hajorony eo anatrehan’ny mpisorona. 12 Ary hanombana ny vidiny ilay mpisorona, na tsara ilay biby na ratsy, ka izay vidiny anombanany azy no ho vidiny.

  • Levitikosy 27:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa raha hamasininy aorian’ny Jobily kosa ilay taniny, dia hanao kajy ny mpisorona hamantarana ny vidin’ilay tany. Ho arakaraka ny taona tavela mandra-pahatongan’ny taon-jobily manaraka ny vidiny. Dia hahenany ny vidiny nanombanana an’ilay tany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara