FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 1:15-17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hatolotry ny mpisorona eo amin’ny alitara izany, ka hotsongoiny ny tendan’ilay vorona mba ho tataka. Ary hodorany eo ambony alitara ilay vorona mba hidona-tsetroka, fa ny rany kosa havela hitsika eo amin’ny sisin’ny alitara. 16 Hesoriny ny takorobabony sy ny volony ka hatsipiny eo akaikin’ny alitara, eo atsinanana, eo amin’ny fasiana lavenona.*+ 17 Ary hosamahiny eo amin’ny elany ilay vorona, nefa tsy hozarainy roa. Dia hodoran’ny mpisorona eo ambony alitara izany, mba hidona-tsetroka eo ambonin’ny kitay, eo amin’ny afo. Fanatitra dorana izany, dia fanatitra atao anaty afo, mba ho hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara