Genesisy 46:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ny zanakalahin’i Levy+ dia i Gersona sy Kehata ary Merary.+ Eksodosy 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Levy,+ araka ny taranany avy: Gersona sy Kehata ary Merary.+ Ary 137 taona ny andro niainan’i Levy.
16 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Levy,+ araka ny taranany avy: Gersona sy Kehata ary Merary.+ Ary 137 taona ny andro niainan’i Levy.