-
Eksodosy 6:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ny zanakalahin’i Merary dia i Maly sy Mosy.
Ireo no fianakavian’ny Levita, araka ny taranany avy.+
-
-
Nomery 3:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Ary avy tamin’i Merary ny fianakavian’ny Malita sy ny fianakavian’ny Mosita. Ireo no fianakavian’i Merary.+
-