-
Eksodosy 6:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama, Jizara, Hebrona, ary Oziela.+ Ary 133 taona ny andro niainan’i Kehata.
-
-
Nomery 3:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ny zanakalahin’i Kehata, araka ny fianakaviany avy, dia i Amrama, Jizara, Hebrona, ary Oziela.+
-