FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 13:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hoy i Jehovah tamin’i Abrama, rehefa nisaraka izy sy Lota: “Azafady ange e! Jereo avy eo amin’ny toerana misy anao eo ny manodidina, dia mijere mianavaratra sy mianatsimo sy miantsinanana ary miankandrefana. 15 Fa homeko ho fanananao sy ny taranakao mandrakizay ireo tany rehetra tazanao ireo.+

  • Deoteronomia 3:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Miakara eny an-tampon’i Pisga,+ ary mijere miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana, dia jereo ilay tany, satria tsy hiampita an’io Jordana io ianao.+

  • Deoteronomia 32:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Hitazana an’ilay tany avy eny lavitra ianao, saingy tsy hiditra ao amin’ilay tany homeko ny vahoakan’Israely.”+

  • Deoteronomia 34:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia niakatra avy eny amin’ny lemaka karakaina any Moaba i Mosesy ka nankany amin’ny Tendrombohitr’i Nebo,+ ho eo an-tampon’i Pisga,+ izay tandrifin’i Jeriko.+ Ary nasehon’i Jehovah azy ilay tany manontolo, hatrany Gileada ka hatrany Dana,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara