Deoteronomia 1:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 fa i Josoa zanak’i Nona, izay mitsangana eo anatrehanao,+ no hiditra any.’+ Ampaherezo* izy,+ fa izy no hitarika ny Israely handova an’ilay tany.” Deoteronomia 31:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 I Jehovah Andriamanitrareo no hiampita eo alohanareo. Izy no handringana an’ireo firenena ireo eo imasonareo, ary ianareo no handroaka an’ireo,+ ka i Josoa no hitarika anareo hiampita,+ araka izay nolazain’i Jehovah. Deoteronomia 34:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mbola tsy nisy mpaminany tena fantatr’i Jehovah tsara*+ hoatran’i Mosesy+ mihitsy anefa teo amin’ny Israely.
38 fa i Josoa zanak’i Nona, izay mitsangana eo anatrehanao,+ no hiditra any.’+ Ampaherezo* izy,+ fa izy no hitarika ny Israely handova an’ilay tany.”
3 I Jehovah Andriamanitrareo no hiampita eo alohanareo. Izy no handringana an’ireo firenena ireo eo imasonareo, ary ianareo no handroaka an’ireo,+ ka i Josoa no hitarika anareo hiampita,+ araka izay nolazain’i Jehovah.
10 Mbola tsy nisy mpaminany tena fantatr’i Jehovah tsara*+ hoatran’i Mosesy+ mihitsy anefa teo amin’ny Israely.