Nomery 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Raha ombilahy kosa no atolotrao mba hatao fanatitra dorana+ na ho sorona hanefana voady manokana+ na ho sorona iombonana ho an’i Jehovah,+ Nomery 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Manolora koa divay antsasaky ny hina mba hatao fanatitra zava-pisotro,+ ho fanatitra atao anaty afo, mba ho fofona mahafinaritra* an’i Jehovah.
8 “‘Raha ombilahy kosa no atolotrao mba hatao fanatitra dorana+ na ho sorona hanefana voady manokana+ na ho sorona iombonana ho an’i Jehovah,+
10 Manolora koa divay antsasaky ny hina mba hatao fanatitra zava-pisotro,+ ho fanatitra atao anaty afo, mba ho fofona mahafinaritra* an’i Jehovah.