-
Nomery 15:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Raha ondrilahy efa lehibe kosa no hoentinao, dia ampiaraho amin’ny fanatitra varimbazaha ilay izy, izany hoe lafarinina tsara toto roa ampahafolon’ny efaha sady nafangaro menaka ampahatelon’ny hina. 7 Ary manolora divay ampahatelon’ny hina ho fanatitra zava-pisotro, mba ho fofona mahafinaritra* an’i Jehovah.
-