Eksodosy 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Levitikosy 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Ny andro faha-15 amin’io volana io dia Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay.+ Fety ho an’i Jehovah izany, ary mandritra ny fito andro ianareo no hihinana mofo tsy misy lalivay.+ 1 Korintianina 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa andao isika hankalaza an’ilay fety,*+ ka tsy hampiasa lalivay efa ela, dia ny faharatsiana sy ny haratsiam-panahy, fa hampiasa mofo tsy misy lalivay kosa, dia ny fahatsoram-po sy ny fahamarinana.
6 “‘Ny andro faha-15 amin’io volana io dia Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay.+ Fety ho an’i Jehovah izany, ary mandritra ny fito andro ianareo no hihinana mofo tsy misy lalivay.+
8 Koa andao isika hankalaza an’ilay fety,*+ ka tsy hampiasa lalivay efa ela, dia ny faharatsiana sy ny haratsiam-panahy, fa hampiasa mofo tsy misy lalivay kosa, dia ny fahatsoram-po sy ny fahamarinana.