-
Levitikosy 23:24, 25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Amin’ny andro voalohan’ny volana fahafito dia hitsahatra tanteraka ianareo. Hotsofina ny trompetra amin’io andro io mba hahatsiarovanareo+ fa fivoriambe masina izy io. 25 Aza manao asa mafy, na inona izany na inona, ary manolora fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.’”
-