Levitikosy 16:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Izao fitsipika izao foana no tokony harahinareo: Hampijaly tena* ianareo amin’ny andro fahafolon’ny volana fahafito, ary tsy hanao asa na inona na inona,+ na ny teratany na ny vahiny monina eo aminareo.
29 “Izao fitsipika izao foana no tokony harahinareo: Hampijaly tena* ianareo amin’ny andro fahafolon’ny volana fahafito, ary tsy hanao asa na inona na inona,+ na ny teratany na ny vahiny monina eo aminareo.