Ezra 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia nankalaza ny Fetin’ny Trano Rantsankazo* araka izay voasoratra izy ireo,+ ka nanao sorona dorana isan’andro, araka ny isa notakina ho an’ny andro tsirairay.+
4 Dia nankalaza ny Fetin’ny Trano Rantsankazo* araka izay voasoratra izy ireo,+ ka nanao sorona dorana isan’andro, araka ny isa notakina ho an’ny andro tsirairay.+