-
Deoteronomia 17:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “Aza atao sorona ho an’i Jehovah Andriamanitrao ny omby na ondry manan-takaitra na misy kilema, satria maharikoriko an’i Jehovah Andriamanitrao izany.+
-