FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Manamboara trompetra+ volafotsy roa. Tefeo amin’ny marotoa ilay izy, dia ampiasao rehefa tokony hantsoina ny vahoaka, na rehefa tokony hifindra lasy.

  • Nomery 10:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Rehefa any amin’ny taninareo ianareo ka misy fahavalo tonga manafika anareo, dia tsofy ny trompetra+ mba hilazana hoe handeha hiady ianareo. Dia hotsaroan’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, ka hovonjeny dia tsy ho resin’ny fahavalonareo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara