Nomery 21:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary nandefa lehilahy hitsikilo tany Jazera i Mosesy.+ Dia azon’izy ireo ny tanàna niankina tamin’i* Jazera, ka noroahiny ny Amorita tao.
32 Ary nandefa lehilahy hitsikilo tany Jazera i Mosesy.+ Dia azon’izy ireo ny tanàna niankina tamin’i* Jazera, ka noroahiny ny Amorita tao.