-
Nomery 13:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Hoy anefa ireo lehilahy niaraka taminy: “Tsy ho vitantsika ny hiakatra hiady amin’io firenena io, fa mahery noho isika ry zareo.”+
-
-
Josoa 14:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Tamin’izaho 40 taona no nirahin’i Mosesy mpanompon’i Jehovah, avy tao Kadesi-barnea, mba hitsikilo an’ity tany ity.+ Dia nanao tatitra marina tsara* aho rehefa niverina.+ 8 Nanaraka an’i Jehovah Andriamanitro tamin’ny foko manontolo aho, na dia nampatahotra ny vahoaka* aza ny tenin’ireo rahalahiko niara-niakatra tamiko.+
-