Nomery 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Rehefa tonga teo amin’ny Lohasahan’i* Eskola+ ireo mpitsikilo, dia nanapaka sampam-boaloboka nisy tangozany iray ngezabe. Roa lahy vao nahazaka an’ilay voaloboka tamin’ny bao filanjana. Nitondra ampongabendanitra sy aviavy+ koa izy ireo. Deoteronomia 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa lasa ry zareo niakatra ho any amin’ilay faritra be tendrombohitra,+ ary tonga tany amin’ny Lohasahan’i* Eskola, ka nitsikilo an’ilay tany.
23 Rehefa tonga teo amin’ny Lohasahan’i* Eskola+ ireo mpitsikilo, dia nanapaka sampam-boaloboka nisy tangozany iray ngezabe. Roa lahy vao nahazaka an’ilay voaloboka tamin’ny bao filanjana. Nitondra ampongabendanitra sy aviavy+ koa izy ireo.
24 Koa lasa ry zareo niakatra ho any amin’ilay faritra be tendrombohitra,+ ary tonga tany amin’ny Lohasahan’i* Eskola, ka nitsikilo an’ilay tany.