FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 13:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary ratsy foana ny tatitra nataon’izy ireo+ tamin’ny Israelita rehefa niresaka momba an’ilay tany izy ireo. Hoy mantsy izy ireo: “Mampidi-doza ilay tany notetezinay sy notsikilovinay, ka ho faty daholo izay mipetraka ao. Lava ranjanana+ daholo ny olona hitanay tao.

  • Deoteronomia 1:26-28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tsy nety niakatra anefa ianareo, fa nikomy tsy nanaraka ny baikon’i Jehovah Andriamanitrareo.+ 27 Dia nimenomenona foana ianareo tao an-tranolainareo, hoe: ‘Halan’i Jehovah isika matoa nentiny nivoaka avy tany Ejipta, mba hatolony ho eo am-pelatanan’ny Amorita dia haringan’izy ireo. 28 Koa inona no mbola handehanantsika any amin’izany toerana izany? Efa nampihorohoro ny fontsika* mantsy ny rahalahintsika+ rehefa nilaza hoe: “Vaventy sy lava noho isika ry zareo. Lehibe koa ny tanànany sady misy manda manakatra ny lanitra.*+ Hitanay tany koa ny taranaky ny Anakita.”’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara