FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 26:63, 64
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 63 Ireo no voasoratra anarana, ka i Mosesy sy Eleazara mpisorona no nanoratra ny anarany, tamin’izy ireo nanoratra ny anaran’ny Israelita tany amin’ny lemaka karakaina any Moaba, any akaikin’ny Reniranon’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko. 64 Tsy anisan’ireo voasoratra anarana tany an-tany efitr’i Sinay anefa izy ireo na iray aza, tamin’i Mosesy sy Arona mpisorona nanisa ny Israelita.+

  • Deoteronomia 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary naharitra 38 taona ny diantsika avy tany Kadesi-barnea ka hatramin’ny niampitantsika an’ilay Lohasahan’i* Zareda. Nandeha teny foana isika mandra-paharipak’ilay taranaka manontolo, dia ny lehilahy mpiady rehetra tao an-toby, araka izay efa nianianan’i Jehovah taminy.+

  • 1 Korintianina 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Na izany aza, dia tsy nankasitrahan’Andriamanitra ny ankamaroany, fa ripaka tany an-tany efitra.+

  • Hebreo 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Iza koa no naharikoriko an’Andriamanitra nandritra ny 40 taona?+ Tsy izay nanota ve ka niampatrampatra tany an-tany efitra ny fatiny?+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara