Josoa 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa nomen’i Mosesy lova tany Basana ny antsasaky ny fokon’i Manase,+ fa ny antsasany kosa nomen’i Josoa tany niaraka tamin’ny rahalahiny tetỳ ampita andrefan’i Jordana.+ Nitso-drano azy ireo i Josoa rehefa nandefa azy ho any amin’ny tranolainy.
7 Efa nomen’i Mosesy lova tany Basana ny antsasaky ny fokon’i Manase,+ fa ny antsasany kosa nomen’i Josoa tany niaraka tamin’ny rahalahiny tetỳ ampita andrefan’i Jordana.+ Nitso-drano azy ireo i Josoa rehefa nandefa azy ho any amin’ny tranolainy.