-
Eksodosy 14:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Nanenjika an’ireo Israelita ny Ejipsianina,+ ka tratrany izy ireo rehefa nitoby teo akaikin’ny ranomasina, teo akaikin’i Pihahirota, tandrifin’i Bala-zefona. Nahatratra an-dry zareo teo ny soavaly rehetra mpitarika kalesin’i Farao sy ny mpitaingin-tsoavaliny ary ny tafiny.
-