Eksodosy 15:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tonga tany Mara*+ izy ireo, saingy tsy afaka nisotro ny rano tao satria nangidy ilay izy. Izany no nahatonga an’i Mosesy hiantso an’ilay toerana hoe Mara.
23 Tonga tany Mara*+ izy ireo, saingy tsy afaka nisotro ny rano tao satria nangidy ilay izy. Izany no nahatonga an’i Mosesy hiantso an’ilay toerana hoe Mara.