Nomery 11:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Koa natao hoe Kibrota-hatava*+ ny anaran’ilay toerana, satria teo no nandevenana ny olona tia tena loatra ka naniry mafy hihinana sakafo hafa.+ Deoteronomia 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Mbola nampahatezitra an’i Jehovah koa ianareo tany Tabera+ sy Masa+ ary Kibrota-hatava.+
34 Koa natao hoe Kibrota-hatava*+ ny anaran’ilay toerana, satria teo no nandevenana ny olona tia tena loatra ka naniry mafy hihinana sakafo hafa.+