-
Nomery 21:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary henon’ilay Kananita mpanjakan’i Arada+ nipetraka tany Negeba fa efa eny amin’ny lalana mankany Atarima ny Israely. Dia notafihiny izy ireo ka nentiny ho babo ny sasany.
-