Nomery 21:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Niala teo amin’ny Tendrombohitra Hora+ izy ireo avy eo, ka nanohy ny diany nanaraka an’ilay lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena mba tsy handalo eo amin’ny tanin’i Edoma.+ Dia nanomboka leo an’ilay dia ny vahoaka.
4 Niala teo amin’ny Tendrombohitra Hora+ izy ireo avy eo, ka nanohy ny diany nanaraka an’ilay lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena mba tsy handalo eo amin’ny tanin’i Edoma.+ Dia nanomboka leo an’ilay dia ny vahoaka.