FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 19:36, 37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Dia samy bevohokan’i Lota ny zanany roa vavy. 37 Tera-dahy ilay vavimatoa, ka nataony hoe Moaba ny anarany.+ Izy io no rain’ireo Moabita amin’izao andro izao ireo.+

  • Nomery 21:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Niala tao Obota indray izy ireo ka nitoby tao Ie-abarima,+ tany amin’ilay tany efitra tandrifin’i Moaba, any atsinanana.

  • Nomery 21:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia niala teo indray izy ireo ka nitoby tao amin’ny faritr’i Arnona,+ izay tany an-tany efitra. Nanomboka teo amin’ny sisin-tanin’ny Amorita io tany efitra io. Fa i Arnona no sisin-tanin’i Moaba, teo anelanelan’i Moaba sy ny tanin’ny Amorita.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara