53 “Hozaraina amin’izy ireo arakaraka ny isan’ny olona ny tany mba ho lovany.+ 54 Izay foko lehibe kokoa dia tokony homenao lova lehibe kokoa, ary izay foko kely kokoa dia tokony homenao lova kely kokoa.+ Tokony ho arakaraka ny isan’ny voasoratra anarana ny lova homena ny foko tsirairay.