15 Tonga hatrany amin’ny sisin-tanin’i Edoma+ sy ny tany efitr’i Zina ary ny farany atsimon’i Negeba ny tany azon’ny fokon’i Joda,+ mba ho an’ny fianakavian’izy ireo. 2 Ny sisin-taniny atsimo dia nanomboka teo amin’ny sisin’ny Ranomasin-tsira,+ eo amin’ilay helodrano mitodika mianatsimo,