FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “Hataoko manomboka eo amin’ny Ranomasina Mena ka hatrany amin’ny ranomasin’ny Filistinina ny sisin-taninao, ary manomboka eo amin’ny tany efitra ka hatrany amin’ny Renirano.*+ Hataoko resinareo mantsy ny mponina ao amin’ilay tany, ary horoahinareo hiala eo anatrehanareo izy ireo.+

  • Josoa 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tonga hatrany amin’ny sisin-tanin’i Edoma+ sy ny tany efitr’i Zina ary ny farany atsimon’i Negeba ny tany azon’ny fokon’i Joda,*+ mba ho an’ny fianakavian’izy ireo.

  • Josoa 15:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 dia nitohy hatrany Azmona+ ka tonga hatrany amin’ny Reniranon’i* Ejipta,+ ary hatrany amin’ny Ranomasina* ny farany. Izany no sisin-taniny atsimo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara