Ezekiela 47:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Manomboka eo amin’ny ranomasina àry ilay sisin-tany ka hatrany Hazara-enana,+ dia avy eo manaraka ny sisin-tanin’i Damaskosy ka hatrany avaratra, ary hatrany amin’ny sisin-tanin’i Hamata.+ Izany no sisiny avaratra.
17 Manomboka eo amin’ny ranomasina àry ilay sisin-tany ka hatrany Hazara-enana,+ dia avy eo manaraka ny sisin-tanin’i Damaskosy ka hatrany avaratra, ary hatrany amin’ny sisin-tanin’i Hamata.+ Izany no sisiny avaratra.