-
Eksodosy 38:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Avy eo dia nataony ny fitaovana rehetra ho an’ny alitara: Ny siny, ny lapelina, ny vilia baolina, ny fitrebika, ary ny fitondrana afo. Nataony varahina daholo ireo.
-