Genesisy 49:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ho voaozona anie ny hatezeran’izy ireo, satria nahatonga azy hasiaka sy ho tia mampijaly!+ Aleo izy ireo haparitako any amin’ny tanin’i Jakoba sy any amin’ny tanin’ny Israely.+
7 Ho voaozona anie ny hatezeran’izy ireo, satria nahatonga azy hasiaka sy ho tia mampijaly!+ Aleo izy ireo haparitako any amin’ny tanin’i Jakoba sy any amin’ny tanin’ny Israely.+