-
Nomery 26:54Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
54 Izay foko lehibe kokoa dia tokony homenao lova lehibe kokoa, ary izay foko kely kokoa dia tokony homenao lova kely kokoa.+ Tokony ho arakaraka ny isan’ny voasoratra anarana ny lova homena ny foko tsirairay.
-