42 Nosoratana araka ny fianakaviany sy araka ny fianakaviambeny ny anaran’ny taranak’i Merary, 43 dia izay rehetra 30 ka hatramin’ny 50 taona anisan’ny antoko voatendry hanompo ao amin’ny tranolay fihaonana.+ 44 Koa nisy 3 200+ ireo voasoratra anarana rehetra araka ny fianakaviany avy.