-
Nomery 7:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mpiadidy iray isan’andro no hanolotra fanatitra hitokanana ny alitara.”
-
-
Nomery 7:72Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
72 Tamin’ny andro faha-11, dia i Pagiela+ zanak’i Okrana, mpiadidy teo amin’ny taranak’i Asera,
-