-
2 Samoela 6:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Rehefa tonga teo amin’ny famoloan’i Nakona anefa izy ireo, dia saika nazeran’ny omby ilay Vata masin’ilay tena Andriamanitra. Dia nanatsotra ny tanany i Oza ka notazoniny+ ilay izy. 7 Dia tezitra be tamin’i Oza i Jehovah, ka novonoin’ilay tena Andriamanitra+ teo izy satria tsy naneho fanajana.+ Dia maty teo akaikin’ilay Vata masin’ilay tena Andriamanitra izy.
-