FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 30:23-25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Aorian’izay, dia makà an’ireto zava-manitra tsara indrindra ireto: Miora efa mivaingana milanja 500 sekely, sy kanelina antsasak’izany, izany hoe 250 sekely, sy harefo mani-pofona milanja 250 sekely, 24 sy kasia milanja 500 sekely, araka ny sekely fampiasa ao amin’ny toerana masina,*+ ary menak’oliva iray hina.* 25 Dia manamboara menaka masina fanosorana avy amin’ireo. Tokony hafangaro tsara* ireo rehetra ireo.+ Ho menaka masina fanosorana izany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara