-
Nomery 3:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Avy tamin’i Gersona ny fianakavian’ny Libnita+ sy ny fianakavian’ny Simeita. Ireo no fianakavian’ny Gersonita.
-
-
Nomery 3:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Tao ambadiky ny tranolay masina,+ teo andrefana, ny fianakavian’ny Gersonita no nitoby.
-