-
Eksodosy 27:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ho 100 hakiho koa ny halavan’ilay lamba hatao fefy eo amin’ny lafiny avaratra. Hisy andry 20 ilay fefy ary hitsatoka amin’ny faladiany varahina 20 izy ireo. Ho volafotsy ny faraingo sy ny fampitohizana* an’ireo andry.
-