26 Taorian’ilay loza,+ dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Eleazara zanak’i Arona mpisorona: 2 “Isao ny vahoakan’Israely manontolo, dia izay 20 taona no ho miakatra, isaky ny fianakaviambeny, ka isao izay rehetra afaka manompo ao amin’ny tafika eo amin’ny Israely.”+