Nomery 3:21, 22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Avy tamin’i Gersona ny fianakavian’ny Libnita+ sy ny fianakavian’ny Simeita. Ireo no fianakavian’ny Gersonita. 22 Ny lahy rehetra iray volana no ho miakatra no nosoratana anarana, ka 7 500+ ny isan’izy ireo.
21 Avy tamin’i Gersona ny fianakavian’ny Libnita+ sy ny fianakavian’ny Simeita. Ireo no fianakavian’ny Gersonita. 22 Ny lahy rehetra iray volana no ho miakatra no nosoratana anarana, ka 7 500+ ny isan’izy ireo.