-
Nomery 3:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Nisy 22 000 ny Levita rehetra voasoratra anarana, dia ny lahy rehetra iray volana no ho miakatra. I Mosesy sy Arona no nanoratra ny anaran’izy ireo, araka ny fianakaviany avy, araka ny baikon’i Jehovah.
-