-
Levitikosy 5:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 “‘Raha meloka ho nanao ny iray amin’ireo zavatra ireo izy, dia tsy maintsy miaiky+ hoe inona ny fahotana nataony.
-
-
Josoa 7:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ary hoy i Josoa tamin’i Akana: “Miangavy anao aho, anaka, mba hanome voninahitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely ka hibaboka aminy. Teneno amiko re izay nataonao fa aza afenina e!”
-