FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 5:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Raha lasa saro-piaro ilay lehilahy vadiny ka ahiahiny hoe nivadika taminy ilay vehivavy, ary efa nandoto ny tenany tokoa, na raha lasa saro-piaro ilay lehilahy ka ahiahiny hoe nivadika taminy ilay vehivavy, nefa tsy nandoto ny tenany akory, 15 dia hoentin’ilay lehilahy any amin’ny mpisorona ilay vehivavy, ary hoentiny miaraka aminy koa ny fanatitra aterin’ilay vehivavy, izany hoe lafarinina ampahafolon’ny efaha* vita amin’ny vary orza. Tsy horarahany menaka eo ambonin’ilay izy sady tsy hasiany ditin-kazo manitra, satria fanatitra varimbazaha atolotra noho ny fahasarotam-piaro izany, dia fanatitra ahafantarana raha nisy fahadisoana tokoa na tsia.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara