Levitikosy 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hakan’ny mpisorona ilay fanatitra varimbazaha, ho santionany amin’ilay fanatitra.*+ Ary hodorany eo ambony alitara izany mba hidona-tsetroka, ho fanatitra atao anaty afo, mba ho hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah.+
9 Hakan’ny mpisorona ilay fanatitra varimbazaha, ho santionany amin’ilay fanatitra.*+ Ary hodorany eo ambony alitara izany mba hidona-tsetroka, ho fanatitra atao anaty afo, mba ho hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah.+